SAMBAVA CENTRE: Nijery ny asa fanamboarana ny Avenue de l’Émergence ny Filohan’ny Antenimierandoholona RAZAFIMAHEFA Herimanana.

SAMBAVA CENTRE: Nijery ny asa fanamboarana ny Avenue de l’Émergence ny Filohan’ny Antenimierandoholona RAZAFIMAHEFA Herimanana.

Tonga nijery ny asa fanamboarana ny avenue de l’Emergence,izay mirefy 1,6 km ao Sambava Centre ny Filohan’ny Antenimierandoholona RAZAFIMAHEFA Herimanana, niaraka tamin’ireo Loholona niara-dia taminy anio alakamisy 01 aprily 2021. Fotodrafitr’asa izay nataon’ny Governoran’ny SAVA, TOKELY Justin.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *